πŒπˆπ‘πŽπ’πŽ 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 π…π€ππ€πŒππŽπ€π‘π€ππ€ 𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐏𝐀𝐕𝐄 π€πŽ π€ππƒπˆπ‹π€πŒπ„ππ€

670 0
Mizotra tsara ny asa fanamboarana ny Β« LALANA PAVE Β» ao amin’ny renivohitry ny Distrikan’Andilamena mirefy 900 metatra,izay miainga avy eo amin’ny sampanana akaikin’ny CECAM mihazo ny lalam-pivarotona trondro hatrany amin’ny fiakarana mihazo ny tafika araka ny fahalalan’ny maro azy.
Manoloana ireo asa tsy maintsy hilana fanitarana ny lalana dia efa nisy ihany koa ny fifampiresahana tamin’ireo olona izay tsy maintsy nalana eo amin’ireo toerana hanatanterahana ny asa mba hahafahana manomboka ny asa fandravonana ny lalana na Β« terassement Β»…
Marihina moa fa ny fiadidiana ny faritra Alaotra Mangoro no manao ity asa ity amin’ny alalan’ny famatsiam-bola FDL avy amin’ny Fitondram-panjakana, ary manara maso ny fizotrin’ny asa ny Solombavam-bahoaka any an-toerana.
Nangonin’i Lova JanΓ 

Related Post

π‹πšπ₯𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐒 𝐯𝐚𝐀𝐒𝐧𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 π¦π’π‘πšπ¬π’π¦π›πš

Posted by - janvier 16, 2024 0
π‹πšπ₯𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐒 𝐯𝐚𝐀𝐒𝐧𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 π¦π’π‘πšπ¬π’π¦π›πš   Mitombo ihany ny faharatsiana Ary mampitaraina ny mpampiasa ny lalana ,…