DISTRIKAN’NY SOANIERANA-IVONGO| TAPAKA NY LALANA MIDITRA NY TAMPOTANANA.

716 0
Miotsaka ny  » Buse  » Andavaniobe izay 7 kilometra miditra ny tampotanana ny Distrikan’i Soanierana Ivongo renivohitra, vokatrin’ny rotsakorana sy fahanteran’ny lalana .
TSY NIANDRY ELA | MIVERY NY FIFAMOIVOIZANA
Tsy niandry ela fa nanao ezaka amin’ny fampitohizana ny fifamoivoizana lalana RN5 7 kilometatra Andavaniobe alohan’ny hidirana an-tampotanana ny Distrikan’i Soanierana Ivongo renivohitra, ny Orinasa Sinohydro namaha haingana ny olana mba hialana amin’ny fitohanany fitateranan’ny mpandeha sy isorohana ny fiakaranany vidinentana eo amin’ny fiainana andavanandro ny mponina ato anatin’ny Distrikan’i Soanierana Ivongo.
Nangonin’i Brudo Raseta

Related Post

𝐓𝐎𝐋𝐈𝐀𝐑𝐀 – 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐎𝐇𝐀 𝐇𝐎 𝐅𝐀𝐌𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐎𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐋𝐄𝐌𝐀𝐍𝐀.

Posted by - avril 11, 2025 0
𝐓𝐎𝐋𝐈𝐀𝐑𝐀 – 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐎𝐇𝐀 𝐇𝐎 𝐅𝐀𝐌𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐎𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐋𝐄𝐌𝐀𝐍𝐀. Ny lehiben’ny Governemanta NTSAY Christian no mitarika ny delegasionina aty Toliara.…