๐—ง๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ด๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ

256 0
โž– Anjara biriky iadiana amin’ny fiparitahan’ny vaovao tsy marina. Hanavahana ny gazety ampitain-davitra sy ny mpanao tambazotra an-tserasera.
โž– Mijoro ary nampahafantarina, ny alakamisy 23 may 2024, tetsy amin’ny foibe toeran’ny Ordre des Journalistes de Madagascar , Ambohidahy, ny ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ด๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป-๐—ด๐—ฎ๐˜‡๐—ฒ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ na ๐—”๐˜€๐˜€๐—ผ๐—ฐ๐—ถ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ณ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—น๐˜€ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฃ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ฒ๐˜€ ๐—ฒ๐—ป ๐—Ÿ๐—ถ๐—ด๐—ป๐—ฒ (๐—”๐—ฃ๐—ฃ๐—˜๐—Ÿ).
โž– Notsindrian’ny filohan’ny APPEL, Ramiliantarintsoa Tojo, nandritra ny tafa tamin’ny mpanao gazety, ny maha zava-dehibe ny tokony hanarahana ny lalร na eo amin’izay tontolon’ny fikirakirana ny gazety ana habaka izay. Mba hahazoana manatratra rahateo ny vinan’ny Ordre des Journalistes de Madagascar : ย ยป Mpanao gazety matihanina, miray hina ho amin’ny fampandrosoanaย ยป, hampiroboroboana ny asa fanaovan-gazety. Hisy ny fiofanana sy ny fanatevenana fahaiza-manao, ao anatin’izany.
โž– Ny Mpitantanana ny Gazety an’habaka Feon’ny Demokrasia, Nyh Gabriel Andriamitantsoa no voafidy Sekretera Jeneraly, mitantana an’ity Fikambanan’ny Mpanao Gazety an’habaka ity
โž– Ny Mpanao Gazety mitantana ny Gazety anโ€™habaka, dia tsy maintsy manana Karatra maha Mpanao Gazety eto anivonโ€™ny OJM, izany hoe mpanao gazety matihaninaโ€, hoy i Nyh Gabriel ANDRIAMITANTSOA, izay Sekretera Jeneralinโ€™ny APPEL raha nandray fitenena izy
๐Ÿ‘‰ Raha mila fanazavana fanampiny : +261340551547 | +261334162496
Nangonin’ Lay Mahintsy

Related Post

๐€๐ง๐ญ๐š๐ง๐ข๐ง๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐จ ๐ค๐ž๐ฅ๐ฒ/๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐Ÿ๐š๐›๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š: ๐…๐ข๐š๐ซ๐š ๐Ÿ’๐—๐Ÿ’ ๐ฏ๐จ๐š๐๐จ๐ง๐š๐ง’๐ง๐ฒ ย ยป ๐‚๐š๐ฆ๐ข๐จ๐ง ๐ฌ๐ž๐ฆ๐ข-๐ซ๐ž๐ฆ๐จ๐ซ๐ช๐ฎ๐ž.ย ยป ๐๐ข๐š๐ซ๐š ๐ง๐ข๐ฅ๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ค๐š ๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ฒ ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ง๐š, ๐ฆ๐ฉ๐š๐ฆ๐ข๐ฅ๐ฒ ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ง๐จ ๐ฆ๐š๐ญ๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐ซ๐š-๐๐ซ๐š๐ง๐จ, ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐ž๐ง๐ข๐ง๐š ๐ง๐š๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š.

Posted by - dรฉcembre 11, 2025 0
Araky ny efa notanterin’ny namana mpiara miasa teto amin’ny gazety an’habaka feon’ny demokrasia Madagasikara dia tahakan’izao manaraka izao ny tohin’ny…