Voapetraka ny taratasin’ny Fandrava

713 0
πƒπˆπ’π“π‘πˆπŠπ€π’π€πŒππŽπ’πˆπ“π‘π€ |π“πšπŸπšπ©πžπ­π«πšπ€πš 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐭𝐚𝐬𝐲 𝐟𝐒π₯𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐑𝐚𝐧-π€π¨πŸπ’ππ’πšπ§β€™π’ 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐕𝐀
Anio Alahady 7 Avril 2024 (11h50)
Tafapetraka ny atoandro teo ny taratasy filatsahan-kofidiana ny Candidat Simon Nomenjanahary Fandrava ary ireo mpiray listra aminy.
Notronon’ny vady aman-janany sy ny fianakaviany ny Candidat ary hita teo ihany koa ireo mpiara-miasa sy ny mpanohana azy .
Ho tohizana ny efa vita ary ho tanterahina izay mbola tsa vita, izay no nanosika azy indray mbola nilatsaka.

Related Post

Kaominina ambanivohitra BemokotrΓ  | Fitokanana tsena tamin’ny fomba ofisialy

Posted by - mai 18, 2025 0
π€π§π­πšπ§πšππšπ―πš/ππžπ¦π¨π€π¨π­π«πšΜ€: 𝐍𝐒𝐭𝐨𝐀𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πŸπ¨π¦π›πš 𝐨𝐟𝐒𝐬𝐒𝐚π₯𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐒𝐬𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝐀π₯𝐚𝐑𝐚𝐝𝐲. Ny marainan’ny Alahady teo no nanatanteraka…