FORT-DAUPHIN. DREN ANOSY VISITE MÉDICALE

376 0
Natomboka androany ny fizaham-pahasalamana ho an’ireo mpianatra classe de terminale izay miisa 375 ao amin’ny lycée Pôle Taolagnaro ; isaorana manokana i Dr CHEBA sy ny Dr ZANA izay nanolotena nanatanteraka izany tamim-pitiavana maimaimpoana ho fanohizana ny ezaka izay ataon’ny fitondram-panjakana fa maimaimpoana izay rehetra mahakasika ny fanadinam-panjakana..
 
 
Nangonin’i Arrone Kennedy .
 

Related Post

FANDAMINANA NY FIFAMOIVOIZANA

Posted by - juillet 2, 2024 0
Morondava Nidina ifotony nitondra fanetanana sy fampianarana ho an’ireo mpampiasa lalana ny avy eo anivon’ny polisim-pirenena Morondava manoloana ny fisian’ny…