Ny sabotsy 22 jiona no notanterahana ny lanonana nitokanana taminโny fomba ofisialy ny tobim-piatsonana COTRASAM PLUS Morondava izay notarihanโny Prefet…
Famindram-pitatanana teo anivon’ny Fitaleovam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Melaky. Tontosa soa amantsara Androany Zoma faha 15 Volana Martsa 2024…