πNidina ifotony nanao fanentanana sy fampahatsiahivana mahakasika ny lalΓ na mifehy ny fifampivoizana eny amin’ny Gare RoutiΓ¨re ny Polisim-pirenena. « Ny tanjona dia mba hampihena ny lozam-pifamoivoizana.
πHandraisana fepetra ireo tsy manaradalΓ na( ireo mpanao taingim-be,ireo mpamily mamo eo ampitondrana fiara,sns..)
Izao hetsika izao dia tafiditra amin’ny fanatanterahana ny Operation SARIKaΒ Β» hoy ny Commissaire Rakotovao Jean Christian.,Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana.
Nangonin’i Claudia Tsitolomy