FANOMEZANTSOA Marie Robine no Talem-paritry Vaovao Kolontsaina eto Melaky

508 0
Famindram-pitatanana teo anivon’ny Fitaleovam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Melaky.
Tontosa soa amantsara Androany Zoma faha 15 Volana Martsa 2024 ny famindram-pitatanana teo amin’ny Fitaleovam-paritry teo aloha Rtoa RAZANANOMENA Judith sy Talem-paritry Vaovao Rtoa FANOMEZANTSOA Marie Robine Kolontsaina eto Melaky.
 
I FANOMEZANTSOA Marie Robine moa dia efa tsy zoviana amin’ny maro fa Mpanao Gazety 
 

Related Post

Commune Sabotsy Namehana| Voatolotra ny Lakilen’ny FKT Tsarafara

Posted by - juillet 8, 2024 0
ππ€π“πŽπ‹πŽπ“π‘π€ π€πβ€™πˆ π‘π€πŒπ€π“πŽπ€ π…πˆπ‹πŽπ‡π€πβ€™ππ˜ π…πŽπŠπŽππ“π€ππ˜ 𝐍𝐘 π…π€ππ€π‹π€π‡πˆπƒπˆπβ€™ππ˜ ππˆπ‘π€πŽπŒ-ππŽπŠπŽππ“π€ππ˜ π„π“πŽ π€πŒπˆπβ€™ππ˜ π…πŠπ“ 𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐅𝐀𝐑𝐀 Maso niara-nijery satria nibaribary tahaka ny tafika andrefan-tanana…