Toamasina tezitra nohon’ny fahatapatapahan’ny jiro ny mponina

233 0

Maneho ny hatezerany manoloana ny fahatapahan’ny Jiro ireo mponina ao Morarano sy Ambolomadinika ao Toamasina,ka nivoaka eny amin’ny arabe nandoro pneu ary manao fihetsiketsehana nanomboka tamin’ny fito ora sy sasany teo.

Marihana moa fa mbola maro ny toerana misedra olana nohon’ny fahatapahan’ny herinaratra eto Toamasina

Hatreto mbola tsy niverina ny herinaratra.

Related Post

VOHITRA VOHITRAMBO, COMMUNE MIARINAVARATRA, DISTRIKAN FANDRIANA

Posted by - juillet 10, 2024 0
𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀𝐌𝐁𝐎, 𝐂𝐎𝐌𝐌𝐔𝐍𝐄 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐈𝐍𝐀𝐕𝐀𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀, 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 — Velon-taraina ny Mponina nohon’ny fahasimban’ny « Pilône eto Vohitrambo » izay mamatsy fifandraisana…