RFD2 FANAVOTANA AMBOHITSOA | NANAO ASA FANADIOVANA

458 0
Nanatanteraka asa fanadiovana teny Ambohintsoa, ao anatin’ny Boriboritany faha2 ny RFD Fanavotanana, niaraka tamin’ireo ekipan’ny CMH ao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Antananarivo androany.
 
Fantatra nandritra ity fanadiovana ity fa efa fanaon’ny RF2 Fanavotana izao hetsika izao ka isaky ny Sabotsy faharoan’ny volana no hanatanterahana izany, fa kosa niavaka kely ny anio, nohon’ilay hetsika fanentanana antsoina hoe  » fanadiovana 100 andro » tanterahin’ny CMH Commune Urbaine Antananarivo.
 
Tiana ny manamarika fa ity farany no niantoka ny fampitaovana nampiasana nandritra ity asa fanadiovana ity, izay nanamarihan’ny Mpitantana fa sady fanentanana ity no fanadiovana, fa aoriana kosa dia hiroso amin’ny fanasaziana avy hatrany ny Kaominiana hoan’ireo olona minia mikipy amin’ny fanaovana maloto sy fanariana ny fako avy nampiasainy eny rehetra eny.
 
Nangonin ‘Lay Mahintsy

Related Post

𝐅𝐀𝐌𝐎𝐍𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐈 𝐑𝐈𝐒𝐂𝐎 𝐎𝐂𝐓𝐎𝐁𝐑𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟑 | 𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐢𝐚𝐫𝐢𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐃𝐞́𝐥𝐞́𝐠𝐮𝐞́ 𝐀𝐧𝐝𝐚𝐬𝐢𝐛𝐞 𝐕𝐚𝐯𝐚𝐭𝐞𝐧𝐢𝐧𝐚

Posted by - janvier 9, 2024 0
𝐅𝐀𝐌𝐎𝐍𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐈 𝐑𝐈𝐒𝐂𝐎 𝐎𝐂𝐓𝐎𝐁𝐑𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟑 | 𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐫𝐢𝐚𝐫𝐢𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐃𝐞́𝐥𝐞́𝐠𝐮𝐞́ 𝐀𝐧𝐝𝐚𝐬𝐢𝐛𝐞 𝐕𝐚𝐯𝐚𝐭𝐞𝐧𝐢𝐧𝐚 📌 RISCO ,ilay tovolahy maty rehefa…