Ambatondrazaka | nampiofanana mahakasika ny “HETRA” ny fitalevam-paritry ny Hetra Alaotra Mangoro.

931 0

Notontosaina androany Alakamisy 29 Febroary 2024 tao amin’ny efitrano fivorian’ny « Chambre de commerce et de l’industrie » Antsatanteraka Ambatondrazaka ny fampiofanana mahakasika ny “HETRA” sy ny tsara ho fantatra ny amin’izany, izay niarahana tamin’ny fitalevam-paritry ny Hetra Alaotra Mangoro.

Nandritra io fotoana io no nandraisana sy niainoana ireo fitarainana avy amin’ireo mpandraharaha, mahakasika ny HETRA sy ny tontolony, ary koa nandraisana ireo soso-kevitra avy amin’ny tsirairay.

Izao moa no tanteraka dia nohon’ny fangatahana sy fanasana nataon’ny Ny Filohan’ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria (Chambre de Commerce et d’Industrie) Alaotra Mangoro , Andriamatoa RABENONY Andrianiarina «dit Day»

Nangonin’i Lova – Ambato

Related Post

𝗠𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 – 𝗠𝗶𝘁𝗼𝗵𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗮̀𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗶𝘃𝗲𝘇𝗶𝘃𝗲𝘇𝗲𝗻`𝗻𝘆 𝗱𝗮𝗵𝗼𝗹𝗼𝗯𝗲

Posted by - juillet 16, 2024 0
𝗠𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮 – 𝗠𝗶𝘁𝗼𝗵𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗮̀𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗶𝘃𝗲𝘇𝗶𝘃𝗲𝘇𝗲𝗻`𝗻𝘆 𝗱𝗮𝗵𝗼𝗹𝗼𝗯𝗲 (𝖬𝖺𝗇𝖺𝗈 𝖾𝗓𝖺𝗄𝖺 𝗇𝗒 𝗄𝖺𝗈𝗆𝗂𝗇𝗂𝗇𝖺 𝗆𝖺𝗇𝖺𝗆𝖻𝗈𝖺𝗍𝗋𝖺 𝗅𝖺𝗅𝖺𝗇𝖺) ✦ Tsy miraviravy tanana ny ben`ny…