CR Antetezambaro | Nahazo Biraom-pokontany vaovao

466 0
CR Antetezambaro,Distrikan’ny Toamasina Faharoa:
Nitokanana ny sabotsy 24 febroary 2024 lasa teo,ny biraom-pokotany vaovao ao Ambonivato.
Hanamora ny fifandraisana eo amin’ny Lehiben’ny Fokotany sy ny Vahoaka ,sady hanamora ny fikarakarana atontan-taratasy ny fisian’izany.
 
 » Tsy hiraviravy tanana amin’ny fanohizana ny asa fampandrosoana efa natao izahay ary paik’ady mahomby anatanterahana izany,ny fanamafisana ny fiaraha-miasa amin’ny Mpiara-miombon’antoka sy ny manampahefana rehetra » Hoy ny Ben’ny Tanana Antetezambaro,Andriamihaja Jeannot Désiré.
 
Nanome voninahitra ny fotoana ny Solombavam-bahoakan’ny Toamasina Faharoa ROILAHY Jonah,ny Filohan’ny Fikambanan’ny Ben’ny Tanana Andrianary Thierry Didier,ary ny Lehibe’ny Distrikan’ny Toamasina faharoa.
 
Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

𝐓𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐀𝐎 𝐕 – 𝐀𝐍𝐓𝐒𝐈𝐑𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 : 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐋𝐀𝐇𝐘 𝐍𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐑𝐎𝐍𝐆𝐎𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐋𝐀𝐍𝐉𝐀 𝟏𝟎 𝐊𝐈𝐋𝐀𝐎 𝐍𝐎𝐒𝐀𝐌𝐁𝐎𝐑𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐏𝐎𝐋𝐈𝐒𝐈𝐌𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀

Posted by - décembre 16, 2025 0
𝑴𝒊𝒕𝒐𝒉𝒚 𝒏𝒚 𝒂𝒅𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒑𝒂𝒓𝒊𝒕𝒂𝒉𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒛𝒂𝒗𝒂-𝒎𝒂𝒉𝒂𝒅𝒐𝒎𝒆𝒍𝒊𝒏𝒂 Ny alin’ny 13 Desambra 2025, nandritra ny fisafoana ara-pilaminana nataon’ny Polisim-pirenena miasa ao amin’ny…