Association Fagnavotro sy TMM | Hamoaka ny andiany faha 7

606 0
Association Fagnavotro sy TMM (Tanora Mandray andraikitra Miara-mandroso): Avoaka androany ireo Mpianatra miteny vahiny andiany faha 7.
 
👉Mikendry mandrakariva izay mahasoa ny tanora, ka miezaka manampy azy ireo amin’ny alalan’ny fampianarana teny vahiny ny Association Fagnavotro. Hatrany amin’ny taona 2017 no nijoro ny Fikambanana,ka efa in-6 izay no namoaka mpianatra.
 
Androany no avoaka ny andiany faha 7 ka tanora miisa 100 no nantohan’ Atoa FRANCK Abraham Filoham-boninahitry ny Fikambanana Fagnavotro sy TMM 501 saram-pianarana.
 
 » Manatsarana ny fahaiza-manao eo ampiatrehana ny asa sy manatsara ny fifandraisana amin’ireo vahiny,ary manampy amin’ny fitadiavana asa ny fahaizana miteny vahiny » Ka izay no antony anaovana an’ity fampianarana teny vahiny ity hoy ny Filoham-boninahitry ny Association Fagnavotro sy TMM Atoa FRANCK Abraham.
Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

𝐅𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐢-𝐛𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐢𝐥𝐢𝐧’𝐈 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 – 𝐃𝐢𝐨𝐬𝐞𝐳𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐢𝐫𝐚𝐛𝐞.

Posted by - avril 1, 2025 0
Tanora manodidina ny 60 mpikambana ao amin’ny Antilin’i Madagasikara eto amin’ny diosezin’Antsirabe no nahazo ny mari-boninahitra avy amin’ny fiangonana katolika.Natomboka…