๐ Sambo lehibe iray mpitondra mpizahatany MSC Poesia no agnarany. 2150 ny mpizahantany ato anatinโity Sambo ity. Avy any Eoropa no Tonga teto Antsiranana ny maraina teo.
Tokantrano iray no levonโny afo tao aminโny fokontany Ankirihiry 11/31, ny tolakandronโny [andro nitranganโny loza], ka niteraka fahaverezan-javatra lehibe ho…