Soanierana Ivongo | Tovolahy 28 taona nanola zazavavy kely 6 taona

662 0

DISTRIKAN’I SOANIERANA IVONGO : Tovolahy 28 taona nanola zazavavy kely 6 taona tao amin’ny fokontany Ambinany.

πŸ“Œ Sendra tsy tao an-tokatranon ilay reniny lay zazavavy 6taona ; dia iny no fantatra fa nihidy tao antrano ilay Papakelin’ny sy Zaza vao 6 taona , Kinanjo niverin’ny tampoka ilay vehivavy ka niantso sy nandodona teo Ambaravarana ela vao namoha trano ilay Vadiny.

πŸ“Œ Taitra ilay Maman’ny Zaza 6taona ka, niantso ny manodidina ary ny ireo niantso mpitandro filaminanana. Natao ny fitsapana dia voamarina fa maratra ilay Zaza 6 taona ;

πŸ“Œ Ary nalefa teny amin’ny Fitsarana Ambaratonga voalohan’ny , Nigadra ilay lehilahy nanao Asa ratsy izay nanolan-jaza tsy ampy taona.

πŸ†” Nangonin’i  Brudo Raseta

Related Post

𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨

Posted by - dΓ©cembre 4, 2023 0
𝑫𝒓 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’… (𝑬𝒅1) : 𝑭𝑰𝑻𝑰𝑨𝑽𝑨𝑡- 𝑻𝑨𝑡𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝒁𝑨𝑡𝑨 𝑡𝑢 𝑡𝑨𝑡𝑢𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑨𝑯𝒀 𝑯𝑨𝑡𝑢𝑹𝑰𝑡𝑨 𝑻𝑢𝑩𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝒁𝑨𝑡𝑫𝑨𝑹𝑰𝑴𝑨𝑹𝑰𝑨 Hoy ny 𝑫𝒓 𝑹𝑨𝑲𝑢𝑻𝑢𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 π‘¬π’…π’Žπ’π’π’…, Mpikaroka Raokandro Malagasy,…