mponina traboina ao Vohipeno faritra Fitovinagn

142 0
📌 Hifanohana sy hifanampy ary hifampahery hatrany indrindra ao anatin’ny sarotra…
Tsy irery tokoa ireo mponina traboina ao Vohipeno faritra Fitovinagny noho ny fiakaran’ny rano tao aoriana ny orabe mikija izay naharitra 3andro.
 
📌 Amin’ny maha Ray amandreny ny governora Lucien Razafitsotra dia tonga nitsidika azy ireo ny tenany tao amin’ny tranompokonolona Vohipeno sy ny site d’hébergement ao amin’ny Kolejy Maitso Loterana ao Isalo, ka nizara nizara kit (Fnuap) hoan’ny vehivavy bevohoka izay nitoetra ao ny tenany sy ny Fnuap ary nankasitraka feno ny Mompera nampiantrano ireto olona manana trano difotry ny rano ireto.
 
📌 Nandritrabizany ihany koa ny nampahafatarana azy ireo ny fepetra rehetra tsy maintsy arahina ao anatin’izao fotoana sarotra izao indrindra ny amin’ny fahadiovana sy ny filaminana ary ny fahasalamana.
Mankasitraka Ragnandria fa manana Ray amandreny, zoky, havana izy ireo manana anao.
🆔 Nangonin’i Fenohery

Related Post

FIER-MADA 2025

Posted by - août 12, 2025 0
FIER-MADA 2025 – Andiany faha-26 : Ambatovy manohana hatrany ny tanora mpandraharaha sy ny tantsaha eny ifotony Nanamarika indray ny…

Voin-kava Mahatratra

Posted by - juin 18, 2024 0
Nitrangany hain-trano mahatsiravina tao amin’ny Fokontany Ambatamandey, kaominina Tanambao Daoud, Distrikan’i Sambava omaly Ka tsy niandry ela ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny…