Fiangonana Notre Dame de Lourdes: Hohatsaraina ny ao anatin’ny fiangonana

249 0
馃搶 Fiangonana Notre Dame de Lourdes: Hohatsaraina ny ao anatin’ny fiangonana ka hasiam-panatsar脿na ny carreaux itoeran’ny seza.
 
馃搶 Izany no asa nosafidin’ny Kristianina hatao,amin’izao fanaovana ny hetsika 芦聽P么ketra misokatra andiany fahatelo聽禄.
 
馃搶 Nitondra ny anjara biriky amin’izany ny Antoko Hiarak’Isika eto Toamasina izay notarihin’Atoa Tovoniaiko Arnault ka nanolotra simenitra 15 lasaka androany.
 
馃啍 Nangonin’i Claudia Tsitolomy

Related Post

KAOMININA ANOSY AVARATRA

Posted by - d茅cembre 26, 2023 0
20 Kilaometara miala an鈥橝ntananarivo Renivohitra, manaraka ny Lalam-pirenena Faha3 iny no ahitana ny Kaominina Anosy Avaratra, ao anatin鈥檔y Distrika Antananarivo…