Raisinay ho adidy manokana ny fanaovana izao tatitra izao amin’ny Fitondram-panjakana. Raha nandalo tany amin’ny Commune Rurale Miandrarivo District Faratsiho Rรฉgion Vakinankaratra ny tenanay Dia toy izao ny Zavatra hita mikasika ny EPP Miandrarivo Ville, izany hoe eo amin’ny Renivohitry ny Commune :
Sary 1: Foto-drafitr’asa vao nahorin’ny Ray aman-dreny, ezaky ry zareo madiodio. Tsy vita satria tsy ampy ny ho enti-manana.
Sary 2 sy 3: Efitrano miasa, ahiana hitera-doza, Mila rรฉhabilitation
Sary 4: Isan’ny ankizy mianatra eto @ EPP Miandrarivo
Raha jerena Dia mitombo ny taha-pahavitrihan’ny mpianatra noho ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena saingy tsy maharaka sy ratsy loatra ny foto-drafitr’asa koa hanaovana antso avo aminareo Mpitondra fanjakana miahy izany.
Efa nisy antontan-taratasy mikasika azy io nataon’ny Tale sy ireo tompon’andraiki-panjakana rehetra aty ifotony, (Tale, ZAP, CISCO, …sns).
Tapan’ny atsimon’ny disitrikan’i Tsaratanร na: Mitohy hatrany ny fitadiavam-bahaolana makasika ny firongatry ny trangana kidnapping tao ho ao izay. Anisan’ny vato…
Tanora manodidina ny 60 mpikambana ao aminโny Antilinโi Madagasikara eto aminโny diosezinโAntsirabe no nahazo ny mari-boninahitra avy aminโny fiangonana katolika.Natomboka…