Niaka-bidy izay tsy izy ny vidim-bary eto Port-BergΓ©

355 0

πŸ“Œ Tsy nitsahatra niakatra ny vidim-bary eto Port-BergΓ© taorian’ny fahatongavan’ny orana tato anaty herinandro. Manoloana an’izany dia nivory tampoka ny OMC tarihin’ny Lehiben’ny Disitrika ny faran’ny herinandro teo ary nampiantso ny mpivarotra tamin’ny fiandohan’ny herinandro ity.

πŸ“Œ Teo anatrehan’ireo mivelona amin’ny fihariana fivarotam-bary dia ny mpamongady sy sy mpaninjara no nandraisana fanapahan-kevitra omaly alatsinainy 22 janoary. Tsy azo atao intsony ny mampiakatra ny vidim-bary ho ambonin’ny 900 ariary iray kapoaka eny an-tsena, tsy maintsy mampitovy fitaovana (kapoaka) ampiasaina ny rehetra mba hisorohana amin’ny karazana halatra.

πŸ“Œ Hiara-hiasa amin’ny tompon’andraikitra ara-panjakana amin’ny alalan’ny mpitandro ny filaminana ireo mpiaro ny zon’ny mpanjifa hanara-maso ny fampiharana ny voalaza omaly ary handray fepetra amin’izay minia hitsipaka an’izany.

πŸ†” Nangonin’i Gabin Eloi 

Related Post

Kaominina ambanivohitra BemokotrΓ  | Fitokanana tsena tamin’ny fomba ofisialy

Posted by - mai 18, 2025 0
π€π§π­πšπ§πšππšπ―πš/ππžπ¦π¨π€π¨π­π«πšΜ€: 𝐍𝐒𝐭𝐨𝐀𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πŸπ¨π¦π›πš 𝐨𝐟𝐒𝐬𝐒𝐚π₯𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐒𝐬𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝐀π₯𝐚𝐑𝐚𝐝𝐲. Ny marainan’ny Alahady teo no nanatanteraka…