Dahalo fito lahy mitondra basy no nanafika tao amin’ny Tomby Mahatsara

290 0
๐Ÿ“Œ Dahalo fito lahy mitondra basy no nanafika tao amin’ny Tomby Mahatsara ao Mandrevomby kaominin’i Belitsaky Distrikan’i Maintirano.
 
๐Ÿ“Œ Tamin’ny Alahady hifoa Alatsinainy tokony ho tamin’ny 11ora Alina no tafian’ireo Dahalo ireo Mponina manodidina an’io Toby Mahatsara io. Voakapokatsy tamin’ny Lohany ilay Raiamandren’io Toby io ary voatitra tamin’ny kibony ilay zanany.
 
๐Ÿ“Œ Vehivavy roa mitaiza zazakely no nentin’ireto Dahalo ireto miaraka amin’ny ireo Zaza Kely ireo.
 
๐Ÿ“Œ Vaovao farany azo antoandro teo dia naverinan’ireo Dahalo ireo renimpianakaviana ireo .
 
๐Ÿ“Œ Tsy tana kosa ny ainan’ilay voatifitra tamin’ny kibony.
 
๐Ÿ“Œ Mbola manohy ny fitsaboana kosa ilay Raiamandrenim-toby voakapoka tamin’ny lohany.
 
๐Ÿ†” Nangonin’i Antena W.
โ’ธ Sebastini You’Rayan

Related Post

๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š – ๐•๐จ๐ฏ๐จ-๐›๐จ๐ฅ๐š๐ฆ๐ž๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐ž๐ง๐š ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ง๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ง๐š ๐ง๐ข๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ค๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š

Posted by - mars 11, 2024 0
๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š – ๐•๐จ๐ฏ๐จ-๐›๐จ๐ฅ๐š๐ฆ๐ž๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐ž๐ง๐š ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ง๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ง๐š ๐ง๐ข๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ค๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š (Tra-tehaky ny polisy lehilahy iray ity noho ny fanomezam-baovao ara-potoana) Rangahy…

ยซย ๐ƒ๐‘๐Ž๐ˆ๐“ ๐ƒ๐„ ๐‘๐„๐๐Ž๐๐’๐„ ย ยป ๐€๐•๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐’๐„๐๐€๐“๐Ž๐‘๐€ ๐Œ๐€๐‹๐€๐†๐€๐’๐˜

Posted by - fรฉvrier 28, 2025 0
Manoloana ny famoaham-baovao, nataon’ny Gazety an’habaka Feon’ny Demokrasia omaly,Alakamisy 27 Febroary 2025, (https://feonydemokrasia.mg/alerte-ambatomanjaka/) dia mitondra ity ๐Ÿ๐š๐ง๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐ฆ-๐›๐š๐จ๐ฏ๐š๐จ ity ny ๐—ฆ๐—ฒฬ๐—ป๐—ฎ๐˜…