Fokotany Tanamborozano mitambatra | Manambatra ny heriny ny Lehiben’ny FKT

474 0
๐Ÿ“Œ Fokotany Tanamborozano mitambatra: Manambatra ny heriny,mba hitondra fampandrosoana amin’ny fokotany izay iadidiany ireo Lehiben’ny fokotany.
 
๐Ÿ“Œ Nampiseho ny fahavononana hiray hina sy hifanohana,ho fampandrosoana ny fokotany izay iadidian’izy ireo ny Filohan’ny Fokotany 6 ao Tanamborozano (Tanamborozano Plle 22/21,22,23,31,32,33).
 
๐Ÿ“Œ Ny sabotsy teo no notanterahina tao amin’ny Espace Stella Maris ny lanonana ho fisaorana ireo komitim-pokotany sy ny mpiara-miasa amin’izy ireo.Fa ankoatra izay dia nanolotra fanomezana ho an’ireo Manam-pahefana eto Toamasina izy ireo amin’izao fahatratrarana ny taona vaovao izao.
 
ย ยป Ny firaisan-kina sy ny fanajร na dia anisan’ny soa toavina mitarika ho amin’ny fampandrosoana ย ยป hoy izy ireo. Vao sambany no nanao hetsika toy izao izy ireo,fa hotohizana isan-taona izany.
๐Ÿ†” Nangonin’i Claudia Tsitolomy Tena Izy

Related Post

แดษชแด€ษดแด…ส€แด€ษดแด…ส€แด€ แด›แด€ษดแด›sแดส€แดแด‹แด€ แด€แด ส แด€แดษชษด’ษดส า“ษชแด›แดษดแด…ส€แด€ษดแด€ ษชส€แด‡แด แด แด‡สœษชแด แด€แด ส แด›แด€ษดแด›sแด€สœแด€ แด‡แด›แด แดแด€แด…แด€ษขแด€sษชแด‹แด€ส€แด€. แด€ษดษชsแด€ษด’ษดส า“ษชแด‹แด€แดส™แด€ษดแด€ษดแด€ ษดแด€แดแด˜ษชsแด‡สœแด ษดส แดแด€สœแด€ ษชแดขส แด€แดขส ษดแด€ษดแด…ส€ษชแด›ส€แด€ ษดส แด€ษดแด…ส€แด แดแด€ษดแด‡ส€แด€ษดแด›แด€ษดส สœแด แด€แดขส ษชส€แด‡แด ษดส า“แด€ส€แด ษดแด sแด€แด…ส ษดแด€ษดแด€แด า“แด€ษดแด€แดส™แด€ส€แด€ษดแด€ แด›แด€แดษชษด’ษดส แด€ษดแด€ส€แด€ษด’ษชส€แด‡แด า“แด€ส€ษชแด›ส€แด€ ส€แด‡สœแด‡แด›ส€แด€ แดษชsส แด€แดขส แดแด€ษดแด‡ส€แด€ษดแด€ ษดส ษดแดsส.

Posted by - octobre 17, 2024 0
Ankalazaina isaky ny 15 oktobra ny ยซย Journรฉe Internationale des Femmes Ruralesย ยป (JIFR). Fotoana ahafahan’ireo vehivavy misehatra amin’ny asa fambolena sy…