Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara | Niarahaba ny Minisitry ny Fitsarana

527 0
TONGA NIARAHABA NY MINISTRA RANDRIAMANANTENASOA LANDY MBOLATIANA NY SMM (Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara) SY NY HOLAFITRY NY MPISOLOVAVA ARY IREO MPITANTANA NY FITSARANA AMBARATONGA VOALOHANY MANODIDINA AN’ANTANANARIVO.
 
πŸ“Œ  Zoma 19 janoary 2024, tonga niarahaba, nifanesy teto amin’ny Foiben’ny Minisiteran’ny Fitsarana teto Faravohitra ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara, ny Holafitry ny Mpisolovava ary ireo Filoha mpitantana ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany manodidina an’Antananarivo. Niarahaba sy nirary soa ho an-dRamatoa Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Ministry ny Fitsarana, RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana nohon’ny fahatratrarana ny taona vaovao sy ny fanendrena azy indray ary indrindra amin’ny hiatrehana indray ny ho taom-pitsarana 2024.
 
πŸ“Œ  Ary tamin’izany dia, efa niroso tamin’ny dinika mahakasika asa avy hatrany ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Ministry ny Fitsarana, raha nandray ireo Filoha mpitantana ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany manodidina an’Antananarivo (Juridictions de TanΓ ) ny tenany.
 
πŸ†” Nangonin ‘Lay Mahintsy
β’ΈMinJust
 

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐇𝐨 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐚𝐦𝐩𝐚𝐑𝐚π₯𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 π₯𝐨𝐑𝐚𝐫𝐚𝐧𝐨

Posted by - avril 28, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐇𝐨 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐚𝐦𝐩𝐚𝐑𝐚π₯𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 π₯𝐨𝐑𝐚𝐫𝐚𝐧𝐨 (π‘΅π’‚π’π’π’Žπ’† π’•π’π’Œπ’π’•π’‚π’π’š 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏`π’π’š π’π’‚π’π’…π’‚π’“π’š π’•π’π’ƒπ’š π’π’š π’‡π’π’Œπ’π’π’π’π’π’π’‚ 𝒂𝒐 π‘¨π’Žπ’ƒπ’‚π’“π’Šπ’‘π’‚π’Šπ’Œπ’‚ 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒇𝒂…