Minisitra Fidiniavo Ravokatra | Hifanometanana ka hifanampy ho antokin’ny fahadiovana sy fampandrosoana.

395 0
馃搶 Tonga nidina ifotiny ny minisitrin’ny rano sy fidiovana ary fahadiovana Andriamatoa Fidiniavo Ravokatra nijery izay hamahana tsikelikely ireo olana rehetra amin’ny fanariana ny fako sy ny ara-pitaovana teny Andralanitra ka anisany soso-kevitra naroso tamin’izany ny fanadiovana ireo lakandrano tsentsina amin’ny sisin’ny lal脿na, ny hanamboarana ny lal脿na anatin’Andralanitra ka hampisokatra ny lalana mba hanamora ny fivezivezen’ireo fiarabe ka ahazoany miasa haingana.
 
馃搶 Efa miroso hatrany ny asa ho fanadiovana ny tan脿na ka tokony samy hanaja ny tontolo manodidina amin’izay ny rehetra.
馃啍 Nangonin’i Sitraka Fenohery

Related Post

MORIS MADA BUSINESS CONNECT:

Posted by - mai 29, 2026 0
芦聽Efa an-taonany maro no nisian’ny fifandraisana ara-barotra sy ara-toekarena teo amin’i Madagasikara sy Maorisy. Hatramin’izay anefa dia tsy nisy rafitra…