Soanierana-Ivongo : Vehivavy hitafaty andrano .

322 0

❌Vehivavy manodidina ny ho 35 taona, nadro amin’ny rano sandragato , tsy fantatra sy tsy hita ny raha natondra azy ka tafalentika andrano , tokon’ny taminy fito ora mahery alina ; nambaran’ny olona nahita azy teo amorondrano Sandrangato.

❌Nadritrany adiny roa izy tafalentika tao anaty ranomamy .Tsy misy mahafantatra azy ny mponina ao amin’ny Fokontany Antsiranamatso et raha ny nambaran’ny lehiben’ny Fokontany ao an-toerana .

❌Misy famantarana namboarina dia ny fisian’ny Tatouage na Tombokavatsa soratra ECRK eo amin’ny tanany havia, ary misy antsa tanany havia .

❌Hatreto tsy fantatra ny faviany ,ary tsy misy mahalala ny anarany .Ka ny fokonolona miaraka amin’ny lehiben’ny fokontany no madray andrekitra ary efa misy mpiasany fahasalamana nijery azy .Ampilazana izay mahafantatra azy mba hiantso ny laharana ny Lehiben’ny Fokontany ao an-toerana.

🆔 Nagonin’i : Brudo Raseta
Loharanombaovao: Chef Fokontany Antsiranamatso +261 34 98 596 63

Related Post

𝐅𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐓𝐌𝐌 𝟓𝟎𝟏 | 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐨𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐒𝐁𝟐 𝐓𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐚𝐨 𝐕𝐞𝐫𝐫𝐞𝐫𝐢𝐞

Posted by - juillet 13, 2024 0
𝐅𝐢𝐤𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐓𝐌𝐌 𝟓𝟎𝟏 | 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐨𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐂𝐒𝐁𝟐 𝐓𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐚𝐨 𝐕𝐞𝐫𝐫𝐞𝐫𝐢𝐞 —- Toamasina: Nahazo tombony ny vahoaka ao Tanambao…