Lalam-pirenena faha-32 | adiny 10 mahery lany raha miainga avy ao Mandritsara

602 0

๐Ÿ“Œ Lalam-pirenena faha-32, mampifandray distrikan’i Mandritsara, Befandriana Avaratra ary Antsohihy. Adiny 10 mahery lany raha miainga avy ao Mandritsara hatreo amin’ny lalam-pirenena faha-6 hiditra Antsohihy. Mandany 24 ora ny fiara vaventy mpitondra entana vao afaka.

๐Ÿ“Œ Maniry ny hanamboarana lalana ity ny mponina ao amin’ny distrikan’i Mandritsara sy Befandriana Avaratra satria ifaharan’ny velontenan’olona maro ny famoaham-bokatra toy ny vary, cafรฉ, jirofo ary rafia. Ny hanaovana laharam-pahamehana amin’ny fanarenana fotodrafitrasa ity no tena irin’ny vahoaka. Amin’izao efa misy teknisianina tonga mitsirika ny azo atao amin’ny fanarenana ny lalana fa mbola tsy mino ny tena hahavitany ny vahoaka noho izy ireo matetika voafitaka amin’ny fampanantenana poakaty.

๐Ÿ“Œ Ankatoko fotoam-piasan’ny filoha amperinasa izao, irariana ny hitodihany bebe kokoa amin’ny fanamboarana lalam-pirenena faha-32 ity.

๐Ÿ†” Nangonin’i Claudio

Related Post

TOBY KRISTY MANAFAKA IBORA | MPIOMANA 71 MIANADAHY NO VOATOKANA HO MPIANDRY TAMIN’NY TAONA ITY.

Posted by - aoรปt 14, 2024 0
๐๐„๐“๐’๐€๐Š๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐Ž๐‹๐€๐๐€ ๐’๐„๐ƒ๐‘๐€๐ˆ๐’๐๐˜ ๐“๐Ž๐๐˜ ๐Š๐‘๐ˆ๐’๐“๐˜ ๐Œ๐€๐๐€๐…๐€๐Š๐€ ๐ˆ๐๐Ž๐‘๐€ ๐Š๐€ ๐ˆ๐‹๐€๐๐˜ ๐…๐€๐๐Ž๐Œ๐„๐™๐€๐-๐“๐€๐๐€๐๐€ ๐€๐•๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐’๐๐˜ ๐“๐’๐ˆ๐‘๐€๐ˆ๐‘๐€๐˜. ๐Œ๐๐ˆ๐Ž๐Œ๐€๐๐€ ๐Ÿ•๐Ÿ ๐Œ๐ˆ๐€๐๐€๐ƒ๐€๐‡๐˜ ๐๐Ž ๐•๐Ž๐€๐“๐Ž๐Š๐€๐๐€ ๐‡๐Ž…

๐€๐ง๐ญ๐š๐ง๐ข๐ง๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐จ ๐ค๐ž๐ฅ๐ฒ/๐€๐ง๐ญ๐ฌ๐ข๐š๐Ÿ๐š๐›๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š: ๐…๐ข๐š๐ซ๐š ๐Ÿ’๐—๐Ÿ’ ๐ฏ๐จ๐š๐๐จ๐ง๐š๐ง’๐ง๐ฒ ย ยป ๐‚๐š๐ฆ๐ข๐จ๐ง ๐ฌ๐ž๐ฆ๐ข-๐ซ๐ž๐ฆ๐จ๐ซ๐ช๐ฎ๐ž.ย ยป ๐๐ข๐š๐ซ๐š ๐ง๐ข๐ฅ๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ค๐š ๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ฒ ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ง๐š, ๐ฆ๐ฉ๐š๐ฆ๐ข๐ฅ๐ฒ ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ง๐จ ๐ฆ๐š๐ญ๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐ซ๐š-๐๐ซ๐š๐ง๐จ, ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐ž๐ง๐ข๐ง๐š ๐ง๐š๐ซ๐š๐ญ๐ซ๐š.

Posted by - dรฉcembre 11, 2025 0
Araky ny efa notanterin’ny namana mpiara miasa teto amin’ny gazety an’habaka feon’ny demokrasia Madagasikara dia tahakan’izao manaraka izao ny tohin’ny…