ππˆπ“π‘π€ππ†π€ππ€ π‹πŽπ™π€πŒ-ππˆπ…π€πŒπŽπˆπ•πŽπˆπ™π€ππ€ 𝐍𝐘 π‹π€π‹π€πŒ-ππˆπ‘π„ππ„ππ€ 𝐅𝐀𝐇𝐀 πŸ• – πŒπ€ππƒπ€π‹π€π‡π˜

194 0

πŸ“Œ Taxi brousse mpitatitra olona avy any Ambositra hankany Fianarantsoa io atoandro io, no tra-doza teo amin’ny lalam-pirenena faha 7 tao Mandalahy.
Ny fahatapahan’ny hisatra no heverina ho nahatonga an’ity loza ity.
πŸ“Œ Vokany; Olona 10 naratra mafy, 1 namoy ny ainy.
πŸ“Œ Fantatra fa efa tonga ao hopitaliben’i Tambohobe ireo olona naratra, ary efa nomena ny fitsaboana sahaza ho azy tsirairay avy

Related Post

KAOMININA ANOSY AVARATRA

Posted by - dΓ©cembre 26, 2023 0
20 Kilaometara miala an’Antananarivo Renivohitra, manaraka ny Lalam-pirenena Faha3 iny no ahitana ny Kaominina Anosy Avaratra, ao anatin’ny Distrika Antananarivo…