Distrika Ambohimahasoa, Omaly t@3 ora tolakandro, tao Ambalanonoka, fkt Miadakofeno Kaominina Morafeno.
Tovolahy iray sahabo ho 18 taona, mpianatra ao amin’ny CEG Ankafina Tsarafidy,no maty nilatsahampotaka ihany koa, niaraka t@ tao Manandroy, omby iray ihany koa no fantatra fa maty niaraka tamin’ io Tovolahy io.
Raha ny angom- baovao azonay avy amin’ny tompon’andraikitra ny fahasalamana tao amin’ny kominina Morafeno dia noentina namonjy ny CSB 2 tao izy io saingy efa tsy nisy aina intsony.
Ny 23 Desambra 2023 lasa teo no notakana tamim-pomba ofisialyny tranonm-panjakana eto amin’ny Fokontany Ambodivoahangy, olo-manankaja maro, sivily sy miaramila,…
MaevatanΓ na an-tampon-tanΓ na: Nanamarika ny andro iraisam-pirenena hoan’ny Croix-Rouge ny ekipa rehetra taty an-toerana. Natomboka tamin’ny fanadiovana ny kianjan’ny la place…