20 Taona androany no nanaovana ny fifanarahana Iraisam-pirenena entina hiadiana amin’ny kolikoly.
Ady hevitra narahana fanentanana, nialohavan’ny kabary ifandilbiasana no nentina nanamarika ny fotoam-pankalazana androany m, izay natao teto amin’ny tokotany malalaky ny BIANCO eto Morondriake.
Samy nikaiky ireo rehetra nanantrika teto fa ny fijerena ny maha olona eo amin’ny Tomponandraikitra isan-tsokajiny no isany mampihena bebekikoa ny kolikoly eto amin’ny firenena.
Tsy mijanona amin`ny asa fandraharahana andavan`andro ny andraikitry ataon`ny mpandraharahan`ny fonja ao Mandritsara fa misehatra amin`ny fiarovana ny tontolo iainana…