Nisehoana fanafihan-jiolahy ny 19 novambra lasa teo tokony ho t@ny 1 Ora maraina tao amin’ny fkt Ambodiara/Antsenavolo Mananjary ;tsy naka entana na lelavola ireo dahalo miisa 4 fa zazavavy varira 17taona no nalaina.
Nanao ny fanarahan-dia ny fokonolona sy ny zandary tao an-toerana niampy ny avieo anivon’ny Cie Mananjary ka raikitra ny fifampitifirana teo amin’ny zandary sy ireo dahalo.
Vokany avotra soamatsara ity zazavavy varira ity.
Ary mbola nifatotra ny tanany sy nosaromana ny tarehiny tamin’ny fotoana nahazoana azy.
Raha ny nambaran’ilay zazavavy varira hatrany dia saika hoentina any Mananjary ho jeren’ilay « PATRON BE » izy ary amidy avieo no izao avotra soamatsara izao.
Notontosaina androany Alakamisy 29 Febroary 2024 tao amin’ny efitrano fivorian’ny « Chambre de commerce et de l’industrie » Antsatanteraka Ambatondrazaka ny fampiofanana…
Ho fanatanterahana ny tetik`asam-panjakaa araka ireo ezaka tsy maintsy tratrarina dia isany distrika hisitraka parc solaire i Mandritsara. Hanampy tosika…