Fitondrana fiara tao anaty hamamoana narahina fandehanana mafy no antony niavian’ny loza ny 18 novambra lasa teo tokony ho tamin’ny 4ora sy 15 minitra(hariva).
Hita teny an-toerana ny mpitsabo sy ny zandary nanao ny asany.
Ary efa nahazo fitsaboana tandrify azy avokoa ireo maratra sy ny tsy nahatsiaro tena.
Nitrangany hain-trano mahatsiravina tao amin’ny Fokontany Ambatamandey, kaominina Tanambao Daoud, Distrikan’i Sambava omaly Ka tsy niandry ela ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny…
Araka ny tranga haitrano izay niseho tamin’ny Kaominina Ambanivohitra Manambondro tato anatin’ny distrikan’ny Vangaindraino ny talata faha 28 Oktobra 2025…
Antsiafabositra-Maevatanàna: Mpianatra ao amin’ny EPP, CEG, Lycée no nihetsika am-balavelona. Nanaitra ireo Ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny mponina any an-tampon-tanàna…