Tantarain’i Le Monde i Chef Mbinina:

273 0
LA GASTRONOMIE PIZZA πŸ•πŸŸπŸ”
Tantarain’i Le Monde i Chef Mbinina:
 
Aide-cuisinier no niantombohany ary tany no nananany hevitra hanangana ny Gastro Pizza. 1 tapitrisa Ar hoy izy no nilainy tamin’izany fotoana izany nefa tsy nisy banque nety nampindrana azy io vola io.
 
Nanangom-bola tamin’ny asa an-tselika izy sady nianatra dia nanangana trano hazo sy nividy fitaovana fanaovana pizza… Izao 33 ny isan’ny gastro pizza eto Madagasikara, mampiasa olona 1300.
 
Ary mikasa ny hanitatra ny orinasa any Afrique du Sud sy Nigeria i Chef Mbinina . Misy lesona azo tsoahana hoantsika ny nataony
 
πŸ“· : Nindramina

Related Post