๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป-๐ท๐ผ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ด๐ฎ๐๐ฒ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป’๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐.
Miantsoroka andraikitra sarotra, mihatra aman’aina ny mpanao gazety, manatanteraka ny asany, mandrakotra ny fihetsiketsehana politika toy ny iainan’ny firenena amin’izao vanim-potoana izao. Mankahery manokana ny mpanao gazety ny Ordre des Journalistes de Madagascar.
๐ ๐๐ ๐ฃ๐๐ง๐ฆ๐๐๐๐ฌ ๐๐ ๐ ๐๐ก๐๐ก๐ ๐ญ๐ข ๐๐ข ๐๐ฅ๐ข๐ฉ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ ๐ฃ๐๐ก๐๐ข ๐๐๐ญ๐๐ง๐ฌ ๐๐ข ๐๐ -๐ฃ๐๐ก๐๐ง๐๐ก๐ง๐๐ฅ๐๐๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐ฆ๐๐ก๐ฌ
Mankasitraka ny mpitandro filaminana miara-miasa ho amin’ny fiarovana ny mpanao gazety, izay tokony hanaraka ny fandrindrana apetraka ihany koa, momba izany. Tafiditra rahateo amin’ny fanatanterahana ny voalazan’ny fifanaraham-piaraha-miasa momba ny fiarovana ny mpanao gazety, nosoniavina teo amin’ny OJM sy ny Minisiteran’ny Serasera ary ny mpitandro filaminana, ny 31 oktobra 2019, izay ankasitrahana ny Biraon’ny OJM teo aloha.
Manampy ny mpanao gazety amin’ny fiarovana ny ainy ny fiavahany eny an-kianja amin’ny alalan’ny fametahana ny ยซย badgeย ยป, sy ny fanamiana miavaka araka izay azo atao.
๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐’๐๐๐๐๐. ๐ฏ๐ ๐๐’๐๐ ๐ถ๐ฑ๐ด ๐
๐๐ ๐๐๐๐ ยซย ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ย ยป ๐๐๐๐๐ ๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฐ๐๐๐๐๐ด๐๐
๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ยซย ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ท๐น๐ฌ๐บ๐บ๐ฌย ยป, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐’๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐. ๐ฝ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ยซย ๐ฐ๐๐๐ ๐๐๐, ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐. ๐ฐ๐๐๐ ๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ย ยป. ๐ฏ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐. ๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐’๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐.