🚨 𝗔𝗑𝗧𝗦𝗒 𝗩𝗒𝗑𝗝𝗬 π— π—”π—œπ—žπ—” 𝗛𝗒 𝗔𝗑’𝗑𝗬 π— π—”π—Ÿπ—”π—šπ—”π—¦π—¬ 𝗔𝗒 π—Ÿπ—œπ—•π—”π—‘ πŸ‡±πŸ‡§πŸ‡²πŸ‡¬

135 0

Manoloana ny toe-draharaha mampiahiahy ao Liban, nanao antso hentitra i Ny Rado Rafalimanana mba hiarovana ireo Malagasy monina any an-toerana.

πŸ’₯ Vokatry ny fanafihana baomba omaly alina :
➑️ πŸ‘πŸŽ 𝐧𝐨 𝐧𝐚𝐦𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐒𝐧𝐲
➑️ πŸπŸ“πŸ 𝐧𝐨 𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚

⚠️ Ny ankamaroan’ireo Malagasy any dia vehivavy mpiasa an-trano, ka tena marefo amin’izao krizy izao.

πŸ“’ ANTSO HO AN’NY FANJAKANA MALAGASY:
Mitodika amin’ny Ministeran’ny Raharaham-bahiny Malagasy, ny Ambasady ao Arabie Saoudita ary ireo Consul any Beyrouth :

πŸ‘‰ Fantaro mazava ny toerana misy ny Malagasy rehetra
πŸ‘‰ Ampiasao ny tambajotra rehetra (indrindra Facebook & WhatsApp)
πŸ‘‰ ManomΓ na vonjy taitra sy fepetra fiarovana
πŸ‘‰ Arovy koa ireo Malagasy mpitsidika tafahitsoka

❗ Tsy ampy ny kabary sy laharana antsoina. Mila ASA mivantana.

πŸ‡²πŸ‡¬ Zo fototra ny fiarovana ny Malagasy na aiza na aiza misy azy.
Tsy misy ambony na ambany β€” Malagasy iray isika rehetra.

πŸ’¬ β€œNy fitarihana marina dia ny fiarovana ny vahoaka.
Ny fitiavan-tanindrazana dia aseho amin’ny asa.”

πŸ”₯ VONJEO NY MALAGASY ALOHA!
➑️ Aorian’izay vao manao kabary.

πŸ‡²πŸ‡¬ MALAGASY ALOHA VAO ZAVATRA HAFA.

PrayForLebanon

MalagasyMifanohana

#VonjyAina

Madagascar

✍️RA PA

Related Post

Jean Nirina RAFANOMEZANTSOA | Manana vina hampandroso sy hampivoatra ny Fokontany Anosizato Atsinanana, ao anatin’ny Boriboritany faha4.

Posted by - septembre 5, 2024 0
Β« π»π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ π‘–π‘§π‘Žπ‘¦ β„Žπ‘Žβ„Žπ‘Ž 𝐹𝐾𝑇 π‘€π‘π‘–π‘‘π‘Žπ‘Ÿπ‘–π‘‘π‘–π‘Ž ( 𝐹𝐾𝑇 π‘ƒπ‘–π‘™π‘œπ‘‘π‘’) 𝑛𝑦 πΉπ‘œπ‘˜π‘œπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘¦ π‘‘π‘Žπ‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘Žπ‘˜π‘œ π‘Žβ„Žπ‘œ, π‘ π‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘–π‘Ž π‘‘π‘’π‘‘π‘œ π‘›π‘œ π‘›π‘œ π‘›π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘™π‘Žπ‘‘π‘ π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘›β€™π‘›π‘¦ π‘‘π‘Žπ‘£π‘œπ‘›π‘–π‘˜π‘œ, π‘˜π‘Ž…