๐€๐Œ๐๐€๐๐‰๐€ โ€” ๐…๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ข๐ก๐š๐ง๐š ๐ˆ๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ ๐ง๐š๐ญ๐š๐จ๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐“๐š๐ฅ๐ž ๐‰๐ž๐ง๐ž๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐ข๐ฌ๐ข๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š

205 0
Manatanteraka fitsidihana any aminโ€™ny faritra avaratrโ€™i Madagasikara ny Tale Jeneraly ny Polisim-pirenena, Commissaire Divisionnaire de Police TSARAMONINA RAVONY Jean Victor. Tafiditra ao anatinโ€™ny fandaharam-potoana ny fijanonany ao Ambanja, izay natao indrindra hampandrosoana ny fifandraisana sy fokonolona eo anivonโ€™ny sehatry ny filaminam-bahoaka.
Nandritra ny fihaonana dia nanazava ny Tale Jeneraly fa tanjona fototra ny fampitana sy fampiharana eny ifotony ny vina napetraky ny Ministera. Anisanโ€™ny teboka naroso :
Fanamafisana ny foto-kevitra hoe โ€œPolisy mamaha olana, fa tsy fitaovana mampitahotraโ€.
Famerenana ny fitokisanโ€™ny vahoaka aminโ€™ny Polisim-pirenena sy ny fanjakana.
Fanitsiana sy fanarenana ireo lesoka aminโ€™ny fomba fiasa, ary fanatsarana ireo efa mandeha tsara.
Fananganana endrika Polisy manakaiky vahoaka, mendrika, manana toetra sy fahaiza-manao mirindra.
Nodinihina manokana ihany koa ny lafiny momba ny Police de la Route, indrindra ny rafitra vaovao sy ny torolalana entina manatsara ny filaminana sy ny fandehananโ€™ny fifamoivoizana.
Nandray anjara sy nanotrona ny fihaonana ny solontenanโ€™ny Zandarimaria Nasionaly, ho mariky ny fiaraha-miasa sy firaisankina eo aminโ€™ireo andrim-panjakana miaro ny fandriam-pahalemana.
โ€” ๐๐š๐ง๐ ๐จ๐ง๐ข๐งโ€™๐ข ๐€๐ฆ๐ฉ๐ž๐ฅ๐š ๐Œ๐š๐ก๐ž๐ซ๐ฒ, ๐€๐ฆ๐›๐š๐ง๐ฃ๐š

Related Post

๐€๐Œ๐๐€๐“๐Ž๐Œ๐ˆ๐‘๐€๐‡๐€๐•๐€๐•๐˜ โ€“ ๐Ÿ๐Ÿ” ๐‰๐Ž๐๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ“

Posted by - juin 28, 2025 0
๐€๐Œ๐๐€๐“๐Ž๐Œ๐ˆ๐‘๐€๐‡๐€๐•๐€๐•๐˜ โ€“ ๐Ÿ๐Ÿ” ๐‰๐Ž๐๐€ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐Ÿฒ๐Ÿฑ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—น๐—ฒ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ Natao tamim-pomba miavaka sy manandanja ny fankalazana…