Toamasina: Saron’ny Polisy ny tambazotra mpangalatra sy mpivarotra finday halatra.

268 0

▶ Mahay manova « Code Imei » sy  » « code mobil money » iz’ireo. Efa manana application sy logiciel fanaovana izany.

▶Betsaka izay ny olona very finday sy very very vola,ka olona tsara sitrapo no nanome loharanom-baovao. Nanome toromarika avy hatrany ny hisamborana az’ireo ny Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka,ka voasambotry ny polisy avy ao amin’ny Commissariat Central tao Ambolomadinika iz’ireo.

▶Nahatratrarana finday maromaro sy ordinateur maromaro iz’ireo. Hatolotra ny fampanoavana tsy ho ela ny raharaha.

Related Post

CITÉ DES CULTURES

Posted by - octobre 5, 2024 0
Ivontoerana ara_kolontsaina iray nosokafan »ny BOA nisokatra nanomboka ny volana mey 2024 lasa teo eny Antaninarenina.Entina hampiroboroboana kolontsaina samihafa. Ahitana efitrano…