Tonga any Ambilobe ny solontenam-panjakana ahitana ny Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana ๐ญ๐ณ๐ถ๐น๐ฌ๐ต๐ป ๐บ๐๐๐๐๐๐๐ ๐ฉ๐๐๐ ๐ณ๐ฬ๐๐๐๐.
Ny fandraisana sy ny fihainoana ny hetahetan’ny mpiasa sy ny mpampiasa ao amin’ny orinasa ๐๐ฎ๐๐จ๐ฆ๐ ๐๐ฎ๐๐ฌ๐ญ ๐๐ฎ๐๐ซ๐ na ny SIRAMA Ambilobe no fandaharam-potoana natao androany 02 Novambra 2025.
Rahampitso kosa dia hiroso amin’ny fandravonana ny dinika vita izay hikendrena fikaroham-bahaolana ny solontenam-panjakana, ny mpiasa sy ny mpampiasa ao amin’ny orinasa ๐๐ฎ๐๐จ๐ฆ๐ ๐๐ฎ๐๐ฌ๐ญ ๐๐ฎ๐๐ซ๐ (SIRAMA Ambilobe) izay ahitana mpiasa miisa 4 300.

Marihina fa nisy ihany koa ny fiarahamiasa manandanja niaraka tamin’ny ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ญ๐๐ซ๐๐ง’๐ง๐ฒ ๐ ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐จ๐๐จ๐ซ๐จ๐๐จ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐จ๐ฌ๐ญ๐ซ๐ข๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ฏ๐๐ฅ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐๐ง๐ค๐ข๐ง๐ anatin’izao fihaonana ho famahana olana arak’asa izao.
Manoloana ny fitokonana’ireo mpikirakira hazo ao Ambatondrazaka izay lazaina fa fitakiana ny famoahana ny hazon’ireo mpanao fanaka dia mitondra fanitsiana…