π•π€ππ†π€πˆππƒπ‘π€ππŽ πŒπ€ππ€πŒππŽππƒπ‘πŽ π“π‘π€ππŽπˆππ€ πŒπˆπˆπ‡πˆπ’π€ πŸπŸ—πŸ 𝐍𝐎 ππ€π‡π€π•πŽ π•πŽππ‰π˜ π‘π€ππŽ π•π€πŠπ˜ π€π•π˜ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 π…π€ππ‰π€πŠπ€ππ€

13 0
◾️Araka ny tranga haitrano izay niseho tamin’ny Kaominina Ambanivohitra Manambondro tato anatin’ny distrikan’ny Vangaindraino ny talata faha 28 Oktobra 2025 lasa teo, ka isany nitadiavan’ny Atoa Solombavam-bahoaka MAHAVITARA Sylvestre vahaolana maika ho tahan-tsoroka ho an’ireo traboina miisa 292:
◾️Dia ny androany Alahady faha 02
Novambra 2025 no tonga teto Manambondro ireo solo-tenam-panjakana izay tarihin’ny Filoham-panjakana Atoa Kolonely Michael RANDRIANIRINA, ka nahita an’i:
βž–Kolonely RAMPANARIVO ;
βž–Minisitrin’ny Mponina Rtoa RAHARINIRINA Sidonie;
βž–Atoa Depiote MAHAVITARA Sylvestre;
βž–Lehiben’ny BNGRC;
βž–Samartan’s purse;
βž–ary ireo manamboninahitra isa-sokajiny avy any Antananarivo sy ny ato @ faritra Atsimo Atsinanana.
◾️Tonga nampahery, sy nanolotra izay
voatsiramby ny tanana izy ireo: toy ny
fanitso, vary, menaka, fitaovana ho an’ny
mpianatra, akanjo, sns.
◾️ Nandritra Izany no nisaoran’ny Andriamatoa solombavambahoakan’i Madagascar voafidy tao vangaindrano MAHAVITARA Sylvestre dit jamais Mort teny fankasitrahana feno tanteraka ho an’ny mpitondra fanjakana ny amin’ny fijerena akaiky sy famaliana
hainga ny hetahetan’ny Mponina ato
amin’ny distrakan’ny Vangaindraino. Tsy isan’ny Distrika adino intsony ankehitriny.
Nangonin’i Mamiko Seraphin

Related Post

πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππ€ππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ π€ππŠπ€π™πŽπ€πŒππŽ | Manodidina ny 60 ireo vehivavy nahazo fiofanana

Posted by - mai 28, 2025 0
πŠπ€πŽπŒπˆππˆππ€ π€πŒππ€ππˆπ•πŽπ‡πˆπ“π‘π€ π€ππŠπ€π™πŽπ€πŒππŽ π…πˆπ“π€π‹π„π€π•π€πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…π€πŒππˆπ€ππ€π‘π€ππ€ π“π„πŠππˆπŠπ€ π’π˜ π…π€πŒππˆπŽπ…π€ππ€ππ€ π€π‘π€πŠ’𝐀𝐒𝐀 π€πŒπŽπ‘πŽπ’𝐈 πŒπ€ππˆπ€ 𝑡𝑰𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑭𝑰𝑢𝑭𝑨𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑴𝑨𝑯𝑨𝑲𝑨𝑺𝑰𝑲𝑨 𝑡𝒀 𝑴𝑢𝑭𝑢𝑴𝑨𝑴𝒀 𝑰𝑹𝑬𝑢 𝑭𝑰𝑲𝑨𝑴𝑩𝑨𝑡𝑨𝑴-𝑩𝑬𝑯𝑰𝑽𝑨𝑽𝒀 α΄€ΚŸα΄€Κ€α΄Κ™Ιͺα΄€…

PREFECTURE TOLIARA

Posted by - mars 20, 2024 0
πŸ’₯ Tonga hanamafy ny fiaraha miasa izay efa nisy nadritra ny 20 Taona ny Firenena Japone, amin’ny alalan’i ABE Koji…