𝗙𝗔𝗑𝗔𝗠𝗕𝗔π—₯𝗔𝗑𝗔 𝗔𝗩𝗬 π—”π— π—œπ—‘’𝗔𝗑𝗗π—₯π—œπ—”π— π—”π—§π—’π—” π—₯π—œπ—π—” π—₯π—”π—žπ—’π—§π—’π—­π—”π—‘π—”π—žπ—”π—π—¬

348 0
β–ͺ︎ Manoloana ny hetahetan’ny Malagasy rehetra amin’ny fanovΓ na rafitra.
β–ͺ︎ Manolona ny fifandonana misy ary miha mahery vaika isanandro
Dia manao izao fanambarΓ na izao izaho Rija Rakotozanakajy :
1- Mampahery ary miombona alahelo @ Malagasy manamanjΓ².
2- Mirary fahasitranana sy fahasalamana haingana ho an’ny Malagasy naratra.
3- Manentana ny hampihenana ny herisetra.
4- Ny fanovΓ na rafitra dia hatao fa miandalana satria mila olona efa mahafehy ny asany miisa 15 000 ny fanatanterahana izany (mbola 700 no misy raha manaiky hody sy omena sehatra tsy feno kolikoly ny Malagasy rehetra maneran-tany).
5- Ny olona, ny mponina no ivon’ny fiarahamonina. Vokatry ny fahatrana sy ny tsy fahalalana dia lasa tsy misy miaro ny fananana iombonana (tsy mahatsapa hoe tompony ny tsirairay).
6- Ny ady saranga (lutte de classe) dia anisany olana mila itondrana vahaolana maharitra eto Madagasikara.
β–ͺ︎ Mirary fitoniana ho an’i Madagasikara sy ny Malagasy rehetra.
β–ͺ︎ Mirary ny tsirairay avy hahita ny rariny, ka fampandrosoana sy fanarenana an’i Madagasikara tokoa no ho laharam-pahamehanantsika tsirairay avy fa tsy tombontsoa manokana.
✍️RA PA

Related Post

π”½π•€π•‹π•Šπ”Έβ„π”Έβ„•π”Έ, ℕ𝕐 𝕆𝕃𝔸ℕ’ℕ𝕐 𝔹𝕆𝕂𝕐 ℝ𝕆𝕍𝕀𝕋ℝ𝔸

Posted by - avril 17, 2024 0
𝐀𝐨 πšπ§πšπ­π’π§β€™π§π² 𝐞𝐳𝐚𝐀𝐚 𝐒𝐳𝐚𝐲 π’π¦πšπ¬π¨πšπ§β€™π§π² πŒπ’π§π’π¬π­πžπ«πšπ§β€™π§π² π…π’π­π¬πšπ«πšπ§πš 𝐬𝐲 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐚𝐟𝐒-𝐩𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐑𝐚𝐀𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐨π₯𝐚𝐧𝐚 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐲, 𝐒𝐧𝐝𝐫𝐒𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐒𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲…

Mpikatroka TGV Ambohimalaza | fifampiarahabana noho ny taona vaovao

Posted by - avril 7, 2024 0
𝐌𝐩𝐒𝐀𝐚𝐭𝐫𝐨𝐀𝐚 𝐓𝐆𝐕 π€π¦π›π¨π‘π’π¦πšπ₯𝐚𝐳𝐚 | πŸπ’πŸπšπ¦π©π’πšπ«πšπ‘πšπ›πšπ§πš 𝐧𝐨𝐑𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 — Tontosa androany ny fihaonana sy fifampiarahabana noho ny taona vaovao…