饾悇饾悓饾悁饾悋饾悁饾悤饾悁饾悡饾悞饾悇 饾悇饾悑饾悁饾悋饾悎饾悞饾悁饾悗饾悜饾悇 : 饾悅饾惃饾惂饾惉饾惍饾惀饾惌饾悮饾惂饾惌 饾悶饾惂 饾悵饾悶虂饾惎饾悶饾惀饾惃饾惄饾惄饾悶饾惁饾悶饾惂饾惌 饾悞饾惃饾悳饾悽饾惃 饾悇饾悳饾惃饾惂饾惃饾惁饾悽饾惇饾惍饾悶

238 0
Mitaky ny fialan’ny filoha ary mandaha ny fanolorana Praiminisitra avy amin’ireo solombavambahoaka ; nitondra hafatra ho an’ny mpitandron’ny filaminana ihany koa izy sady nisaotra ny tanora sahy nijoro ka nanambara izy fahiaraka hamongotra izao fitondrana tsy manjary izao

Related Post