Vatobe mitriatra eny Ankadilalana

252 0

Tsikaritr’ireo Mponina monina eny Ankadilalana eny fa misy vatobe iray miha-mitriatra ary misy rano mivoaka ireo faritra mitriatra ireo amin’izao vanim-potoan’ny orana izao. Velon’ahiahy izy ireo manoloana izany ka nanao antso vonjy tamin’ny BNGRC izy ireo fa sao sanatria ka ho avy ny patsa iray tsy omby vava ka hianjera amin’ny trano miorona manodidina.

Ankadilalana

Ramalina aza mifehy hazo tokana!!

Related Post

Tobim-piantsonana Andohatapenaka

Posted by - décembre 26, 2024 0
Miankina amin’ny mpamily ny 80 isanjato eny amin’ny lalana hoy ny tompon’andraikitra eo anivon’ny tobim-piantsonana Andohatapenaka Andriamatoa Fidy RANAIVOSON. Manentana…