DISTRIKA NY BENENITRA MIARAKY AMIN’NY SOLOMBAVAM-BAHOAKA RAZAFINDRAMASY FARALAHY CÉLESTIN

362 0

Fora zaza faobe « Circoncision »ato anatin’ny distrikan’i Benenitra maimaimpoana  « BOJO »

Nosokafana tao amin’ny Fokotany Agnalamena CR Ehara ny FORA ZAZA FAOBE  MAMAIMPONA   hoany vahoaka ato amin’ny Disitrika Benenitra .

Mahafaly an’atoa Solombavam-bahoaka RAZAFINDRAMASY Faralahy Célestin ny manatanteraka fora-zaza faobe ho an’ny vahoaka Benenitra ato agnatiny Kaominina 6 amin’izao vanim-potoana fanaova fora-zaza izao.

Nanao filazana moa Solombavambahoaka Benenitra hoa antsika Ray aman dReny rehetra izay manana zaza lahy mbola Tsy vita fora de aza misalasala hoeto zana kareo ho vitaina ny adidy ami’ireo zaza lahy. Natao maimaimpoana izao mba ho hiarova fandova Mbola ka ho sakana Tsy haha vita fora zanatsika.

Betsaka Ireo zaza nisitraka izany tolotra maimaimpoana izany velom-pisorana ireo Ray aman dReny fa tena afa-pasahiranana ary hetsika Mbola tsinisy indray tato amin’ny Disitrika ny Benenitra hetsika toizao raha Tsy Solombavambahoaka ny Benenitra RAZAFINDRAMASY Faralahy Célestin.

Nangon’ny Faralahy Mahapetsa

Related Post

𝗙𝗜𝗧𝗢𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗗𝗥𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔

Posted by - juin 16, 2025 0
𝐓𝐬𝐲 𝐞𝐤𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐤𝐚𝐬𝐚𝐢𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐨 𝐁𝐞𝐥𝐨 𝐬𝐮𝐫 𝐓𝐬𝐢𝐫𝐢𝐛𝐢𝐡𝐢𝐧𝐚 Ny asabotsy faha 14 Jiona teo…