Nigadona anio maraina eto am Kaominina madirovalo ny delegasionina mafonja notarihiny Andriamatoa Solombavambahoaka Randrianarivo Edwin ahitana any Andriamatoa Governoran’ny Faritra Boeny Mokhtar Salim Andriantomanga sy ny Procureur GΓ©nΓ©ral Mahajanga
π’ Hentitra ny Solombavambahoaka raha nandray fitenenana fa tsy andefitra aho raha maheno sy mahatratra ny Jiolahy panao ratsy ary midera manokana ny Pitandro-filaminana ny tenany fa tena miasa izy ireo .
Nisy moa ny fampiofanana an’ireo piray Dina sy KMD ary ireo Lehibenβny Fokontany mba afahana mandrindra ny ady aminy tsy fandriampalemanana aty antoerana.
Velom-pisaorana ireo Vahoaka Ary vonona tanteraka am fampiarana n’y DINA n’y Boeny miraidia MBA ahafahana mandrindra n’y sy manamafy n’y fiadina am tsifandriapahalemana ato anatiny Kaominina ambanivoitra n’y Madirivalo.
FDM : Ambatoboeny
RABEHEVITRA









