Antafia/Kaominina MaevatanΓ na faharoa: Trano tafo-bozaka niisa dimy no may kilan’ny afo.

240 0

πŸ‘‰ Ny hariva tokony tamin’ny 04 ora latsaka fahefany no niantombohan’ny afo, tamin’ny trano tafo-bozaka iray, ka nihitatra tamin’ireo trano tafo-bozaka efatra ambiny izany, tao amin’ny fokontan’Antafia, any amin’ny kaominina MaevatanΓ na faharoa hoan’ny anio.

πŸ‘‰ Haingana arak’izany ny fihitaran’ny afo teto. Soa ihany fa nalaky niara-nisala tamin’ny famonoana ny afo, tao andrefana/afovoan’ny, ao an-tanΓ nan’Antafia ny fokon’olona sy ny Zandary miasa any an-toerana no voavonjy hatrany ny entana rehetra, tamin’ireo trano tafo-bozaka ireo. Tsy nisy ny aina nafoy sy ny olona naratra, nandritra izany.

πŸ‘‰ Eto am-pamaranana ny lahatsoratra dia tsara hatrany mampahafantatra fa mbola tsy fantatra ny tena nahatonga ny firehetana, satria tsy nisy tao ireo olona tompon-trano fa mandeha miasa volamena any an-tsaha, saingy mamonjy fiodiana isaky ny hariva be. Efa noraisin’ny fianakaviany an-tanΓ na kosa ireo olona traboina.

Nangonon’i Zandry be Tantely

Related Post

Toamasina, zaza tsy ampy taona nifanao valifaty

Posted by - novembre 23, 2024 0
π“π«πšπ§π πšπ¦-𝐩𝐒𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚𝐦𝐨𝐧𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐲 ππžπ­πšπ’π§π¨π¦π›π²: 𝐀𝐧𝐀𝐒𝐳𝐲 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐩𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐒𝐟𝐚𝐧𝐚𝐟𝐒𝐀𝐚 𝐀𝐚 𝟐 𝐧𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐒𝐫𝐚𝐲 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐲. Samy mbola mpianatra…