๐๐จ๐ฌ๐จ๐ค๐š๐Ÿ๐š๐ง๐š ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐š๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐ค๐š๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐ข๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐ž๐ง๐ž๐ง๐š ๐ก๐จ ๐š๐ง’๐ง๐ฒ ๐˜๐จ๐ ๐š ๐ž๐ญ๐จ ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š

106 0

โ–ถ๏ธAndroany maraina no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha 11 taona nankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny Yoga izay natao teo amin’ny allรฉ de baobab izay notarihan’Andriamatoa Bandaru Wilsonbabu masoivohon’ny firenena Indianina miasa eto Madagasikara notronon’ireo tompon’andraikim-panjakana eto Menabe izay notarihin’ny Prรฉfet an’i Morondava Rafidison Fidรจle sy ny Governoran’ny faritra Menabe niaraka tamin’ireo sivily sy miaramila maro tonga teny an-toerana.
๐Ÿ‘‰Nosafidiana manokana ny allรฉ de baobab hoy izy satria toerana manan-tantara sy malaza izay tsy an’ny Morondava irery fa manerana izao tontolo ary tonga hatrany Inde, nohon’ny fanaovana Yoga mitondra soa ho an’izay manao azy dia efa nisy ny fifampiresahana teo amin’ny Governoran’ny faritra Menabe sy ny masoivohon’ny firenena Indianina ka ho avy tsy ho ela ny fananganana club Yoga eto Morondava izay tohanan’ny masoivohon’ny firenena Indianina.
โ™ฆ๏ธHitohy hatramin’ny faha 21 Jiona izay ivon’ny fankalazana moa ny hetsika izay hiarahana amin’ny masoivohon’ny firenena Indianina ho antsika eto Madagasikara
โœ๏ธRA PA

Related Post

Fรฉdรฉration Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - dรฉcembre 17, 2023 0
๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š — 15 dรฉcembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…