DRCC MENABE | TONTOSA NY FIFAMINDRAM-PITATANANA

192 0
♦️Tontosa soamatsara omaly 26 Mai ny fifamindram-pitatanana teo amin’ny talemparitra mpisolo toerana Andriamatoa Lundi Justin sy ny talemparitry ny serasera sy kolon-tsaina vao voatendry Ramatoa Isabelle Joda Célestine izany dia natao tao amin’ny biraon’ny fitaleovam-paritry ny serasera sy kolon-tsaina Menabe notarihan’ny Préfet an’i Morondava Rafidison Fidèle izay notronon’ireo tompon’andraikim-panjakana ato Menabe sy ireo mpisehatra eo amin’ny serasera sy kolon-tsaina ato Menabe.
👉Ny fampitaovana ireo ratsaman-gaikan’ny RNM/TVM ato Menabe no laharam-pahamehana ho azy ary ny fijerena ireo mpanao gazety satria mpanao gazety raha teo Ramatoa tale talohan’ny naha voatendry azy
👉Ny ekipan’ny Feon’ny Demokrasia eto Menabe dia mirary soa ho azy havita be amin’ny adidy sy andraikitra ankinin’ny fanjakana aminy
✍️RA PA

Related Post

𝐅𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀𝐇𝐀𝐍`𝐍𝐘 𝐕𝐈𝐇/𝐒𝐈𝐃𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀

Posted by - février 20, 2024 0
𝐅𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀𝐇𝐀𝐍`𝐍𝐘 𝐕𝐈𝐇/𝐒𝐈𝐃𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀 – 𝐍𝐢𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐞𝐥𝐚𝐛𝐞𝐥𝐚𝐫𝐚𝐧~𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧`𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐢-𝐦𝐢𝐟𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐢𝐭𝐲  …