ππ„ππ„π“π’π˜ – π“πŽπ‹πˆπ€π‘π€ 𝐈𝐈 | 𝐎𝐌𝐁𝐘 πŒπˆπˆπ’π€ πŸ’πŸ‘ ππ€π‹π€πˆπβ€™πˆπ‘π„πŽ πŒππˆπ“π€ππƒπ‘πŽ 𝐍𝐘 π…πˆπ‹π€πŒπˆππ€ππ€ ππˆπ“π„π‘π€πŠπ€ π…πˆπ…π€ππƒπŽππ€ππ€.

230 0
Tapaka nadritra ny adim-pamataranandro maromary ny lalam-pirenena faha -9 mampitohy ny Renivohitr’i Toliara sy kominina maro hatrany Bevoay iny.
Hazo be kininina no nibahana teo amin’ny Tananan’i Ampototse (Benetsy), izay nataon’ireo fokonolona raha nahazo vaovao izy ireo fa misy mpitandro ny filaminana izaynirahin’ny Base Toliara ka hisambotra olona ao Ranobe noho ny sakandalana natao ny Asabotsy lasa teo iny, refa tsy tratra tao io olona io dia ny fananay (omby, akoho amamborona, sns) no netin’ireo mpitandro ny filaminana hoy ny nantrimaso.
Nipoaka ny basy sy ny la crimogene ka olona tsotra iray no maratra ka nentina haingana namonjy tobi-pahasalamana ao Toliata.
Eo ampiandrasana ny mety ho tohiny ny tsirairay amizao fotoana izao.
Nangonin’i JOB

Related Post

Fahavitantena ara-tsakafo

Posted by - septembre 11, 2024 0
Ny fahavitantena ara-tsakafo dia fototra iray hiankinan’ny fampandrosoana ny firenena. Teto Changsha no nitsidihanay mivady ny parc de Riziculture Longping.…

KAOMININA ANOSY AVARATRA

Posted by - dΓ©cembre 26, 2023 0
20 Kilaometara miala an’Antananarivo Renivohitra, manaraka ny Lalam-pirenena Faha3 iny no ahitana ny Kaominina Anosy Avaratra, ao anatin’ny Distrika Antananarivo…