𝐀π₯𝐚𝐭𝐬𝐒𝐧𝐚𝐒𝐧𝐲 𝐏𝐚𝐬𝐀𝐚: 𝐍𝐒π₯𝐚𝐦𝐒𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐭𝐬𝐚𝐧𝐠𝐚𝐭𝐬𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐧𝐲 π€π§πšπ§ππ«π¨π£π’πš/πŒπšπžπ―πšπ­πšπ§πšΜ€π§πš 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐫𝐨𝐚:

247 0
πŸ‘‰ Tsy toy ny isan-taona rehefa migadona ny andron’ny Alatsinainy Paska dia mifanisika ny olona, saingy tamin’ity no somary nisy fihenana ny olona tonga nitsangatsanagana teny Anandrojia, any amin’ny kaominina MaevatanΓ na faharoa. Tsy dia fantatra mazava moa na ireo bajaja tsy afaka niasa no antony izany na fahamaroan’ny toeram-pitsangatsanganana, ato anatin’ny disitrikan’i MaevatanΓ na.
πŸ‘‰Raha ho fitinina tokoa ny zava-nisy tany Anandrojia dia nilamina tanteraka nohon’ny fisian’ny mpitandro ny filaminana teny an-kianja.
πŸ‘‰ Ireto ny sary nanamarika izany teny Anandrojia sy ny lalam-pirenena fahefatra.

Related Post

Hahazo CSB II ny FKT Soamahamanina

Posted by - novembre 12, 2023 0
Nanatanteraka fivoriana manokana tao amin’ny FKT Soamahamanina,Tsiroamandidy androany alahady 12 Novambra 2023.   Fivoriana manokana izay miompana indrindra tamin’ny fanentanana…