DISITRIKA NY BENENITRA | niha nahazo vahana ny asan-dahalo tato ho ato

169 0
Raha Somary niha nahazo vahana ny asan-dahalo tato ho ato amin’ny Disitrika ny Benenitra
Nanao fandinihana ireo Mpitondram-panjaka ato amin’ny Disitrika ny Benenitra ka nametraka Miaramila avy ao amin’ny BATAILLO Infanterie Toliara Isakiny Fonkotany amin’ny Ireo Fonkotany tena itranga asa Dahalo.
Nohony izany Nahazahoana Vokatra
Raha nitranga Halatra Omby Tao amin’ny Disitrika ny BEKILY ka nandesy Ireo DAHALO aty amin’ny distrika ny Benenitra avy Hatrany nanao fanaraha dia Ireo Miaramila Zay napetraky ao Kaominina Benonoky distrika ny Benenitra sy ny Ben’ny Tanàna Benonoky ary Assistant pareillement ka Tafaverina amin’ny Tompony Ireo Omby Ireo
Nangonin’i Faralahy Mahapetsa

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐇𝐨 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐥𝐨𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐨

Posted by - avril 28, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐇𝐨 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧`𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐥𝐨𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐨 (𝑵𝒂𝒏𝒐𝒎𝒆 𝒕𝒐𝒌𝒐𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏`𝒏𝒚 𝒁𝒂𝒏𝒅𝒂𝒓𝒚 𝒕𝒐𝒃𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒌𝒐𝒏𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒂𝒐 𝑨𝒎𝒃𝒂𝒓𝒊𝒑𝒂𝒊𝒌𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒇𝒂…