๐Œ๐€๐๐€๐Š๐€๐‘๐€ | ๐‹๐„๐‡๐ˆ๐‹๐€๐‡๐˜ ๐‡๐ˆ๐“๐€ ๐…๐€๐“๐˜ ๐Œ๐€๐๐Ž๐‹๐Ž๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐Š๐ˆ๐€๐๐‰๐€ ๐…๐€๐๐ˆ๐Œ๐๐€๐™๐€๐๐€ ๐Š๐€๐๐„๐“๐˜ ๐๐„

251 0
ย Hatairana ny an’ny nananatrimaso raha nahita ity vatan-dehilahy iray nivalam-patra izay efa hita ho tsy niaina intsony nanoloana indrindra ny toerana filalaovana tsipy kanety be eto amin’ny Hรดtel de Ville Manakara .
Fantatra avy hatrany fa nisy namono ity lehilahy ity satria voatsatok’antsy teo amin’ny faritra manodidina ny fony.
Hatreto dia tsy fantatra mazava ny anton’ny namonoana izao an’ity Raim-pianakaviana ity
Tonga teny an-toerana ny Polisim-pirenena nanao fanamarinana sy nanao fanadohadihana.
ary taorian’izay dia tonga ny naka ny vatana mangatsiakan’Itpkl ny havany, avy ao Andriagna
Ho arahintsika eto ihany ny tohiny ….
Angom-baovan’i Farรฉ

Related Post

โ€œ๐“๐ฌ๐ฒ ๐ซ๐š๐ซ๐ข๐ง๐ฒ!โ€ โ€” ๐“๐จ๐ฏ๐จ๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ซ๐š๐ฒ ๐ฅ๐š๐ฌ๐ข๐›๐š๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ก๐ž๐ซ๐ข๐ฌ๐ž๐ญ๐ซ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐š๐ง๐๐ซ๐จ ๐Ÿ๐ข๐ฅ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐š๐ง๐š

Posted by - octobre 5, 2025 0
๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ : ๐—ง๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ๐—ฒ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐˜๐˜€๐˜† ๐˜ƒ๐—ฒฬ ๐—ฟ๐˜† ๐— ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐˜๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ต๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐˜† ?? Tovovavy mpianatra iray eny aminโ€™ny…