FANAMARIHANA NY ANDRO MANERANTANY IADIANA AMIN’NY FANARARAOTANA MAMOAFADY

130 0

πŸ”΄ Efa manomboka hita ny fiovan’ny olona amin’ny fomba sy fihetsika amam-panao manodidina ny fanararaotana mamoafady raha mbola tena narefo izany teo aloha hoy ny avy eo anivon’ny ECPAT FRANCE.

πŸ”΄ Efa manomboka sahy mitoroka ny olona ary eo ihany koa ny fandraisan’andraikitry ny fanjakana amin’ny fanamafisana sy fampihΓ rana ny lalΓ na saingy mila hamafisina hatrany ka hanentanana ny rehetra.

πŸ”΄ Ireo toerana handehanan’ny mpizahatany toa an’i Nosibe Hell Ville ary Morondava no tena mahazo vahana ny trangana fanararaotana mamoafady eto Madagasikara.

πŸ”΄ 40 isanjaton’ny ankizy mampiasa aterneto no tratran’ny trangana fanararaotana mamoafady amin’ny aterneto araka ny fanadihadiana nataon’ny Ecpat France tamin’ny faritra 06 teto Madagasikara .

πŸ”΄ Hisy ny fanavaozana ny antotanisa atsy ho atsy fa raha ny antotanisa farany tamin’ny taona 2018 no tsiahivina dia ny 10 isanjaton’ny ny ankizy 15 hatramin’ny 19 taona no iharan’ny herisetra ara-nofo.

πŸ”΄ Omaly 04 martsa ny andro manerantany iadiana amin’ny fanararaotana mamoafady ka tafiditra ao anatin’ny fanamafisiana ny ady manodidina izay indrindra,nanamafy ny fiarahamiasa amin’ireo sehatra samihafa ny Ecpat France, isan’izany ny mpanao gazety ka nisy fihaonana teo amin’ny roa tonta omaly teny amin’ny Motel Anosy ho fanatsarana ny fiarahamiasa .

πŸ”΄ Hetsika samihafa ihany koa no hotanterahan’izy ireo eto an-drenivohitra mandritra ity herinandro ity ho fanamarihana ny andro manerantany hiadiana amin’ny fanararaotana mamoafady ka isan’izany ny teny amin’ny sekoly Adventiste Soamanandrariny omaly tolakandro nampahafantarina ireo ankizy ny zony sy ny fihetsika tokony hataony raha misy trangana fanararaotana mamoafady.

πŸ“ M.Elvina

Related Post

Kaominina ambanivohitra BemokotrΓ  | Fitokanana tsena tamin’ny fomba ofisialy

Posted by - mai 18, 2025 0
π€π§π­πšπ§πšππšπ―πš/ππžπ¦π¨π€π¨π­π«πšΜ€: 𝐍𝐒𝐭𝐨𝐀𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πŸπ¨π¦π›πš 𝐨𝐟𝐒𝐬𝐒𝐚π₯𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐒𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐬𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐒𝐬𝐚𝐀𝐲 𝐧𝐲 𝐀π₯𝐚𝐑𝐚𝐝𝐲. Ny marainan’ny Alahady teo no nanatanteraka…